forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
407 B
Markdown
8 lines
407 B
Markdown
# Antony inona no namelan'i Jesosy ny fisaraham-panambadiana?
|
|
|
|
Nohon'ny fijangajangana no antony namelan'i Jesosy ny fisaraham-panambadiana.
|
|
|
|
# Ataon'ny lehilahy hanjary ho inona ny vadiny raha toa ka sarahiny amin'ny fomba tsy mety ka miverina manambady indray izy?
|
|
|
|
Ataon'ny lehilahy hanjary ho vehivavy janga ny vadiny raha toa ka misaraka aminy amin'ny fomba tsy mety izy ary miverina manambady indray.
|