plt_tq/mat/05/11.md

4 lines
208 B
Markdown

# Nahoana no sambatra ireo tsiratsirain'ny olona sy enjehina nohon'ny amin'i Jesosy?
Sambatra ireo tsiratsirain'ny olona sy enjehina nohon'ny amin'i Jesosy satria lehibe ny valisoan'izy ireo any an-danitra.