plt_tq/mat/04/07.md

8 lines
298 B
Markdown

# Inona no nasetrin'i Jesosy ilay fakam-panahy faharoa?
Nambaran'i Jesosy fa tsy mahazo mitsapa ny Tompo Andriamanitrao ianao.
# Inona no fakam-panahy fahatelo naroson'ny devoly an'i Jesosy?
Nalain'ny devoly fanahy mba hanompo azy ho takalon'ny fanjakana rehetra eto amin'izao tontolo izao Izy.