plt_tq/mal/01/10.md

4 lines
388 B
Markdown

# Nahoana i Yaveh no misafidy iray amin'ireo Israelita hanidy ny vavahadin'ny tempoly hampitandremana azy ireo amin'ny fandrehetana afo eo amin'ny alitarany amin'ny tsy misy dikany?
Satria ny anaran'i Yaveh dia nomem-boninahitra teo amin'ireo firenena, ary tamin'ny toerana rehetra ny firenena dia nandeha nanolotra fanatitra madio tsy tahaka ireo fanatitra avy amin'ny tanan'Israelita.