|
# Inona no fangatahan'ilay jiolahy faharoa tamin'i Jesosy?
|
|
|
|
Hoy izy: "Tsarovy aho rehefa miditra any amin'ny fanjakanao Ianao."
|
|
|
|
# Inona no fampanantenana nataon'i Jesosy tamin'ilay jiolahy faharoa?
|
|
|
|
Hoy Izy: "Anio dia hiaraka amiko ho any am-paradisa ianao."
|