plt_tq/luk/22/69.md

4 lines
190 B
Markdown

# Nahoana ireo Synedriona no nilaza fa tsy mila vavolombelona hanaporofo izy ireo hoe Jesosy nanambara ny tenany ho Kristy?
Satria tamin'ny vavan'i Jesosy mihitsy izy ireo no nandre izany.