plt_tq/luk/22/19.md

8 lines
349 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy rehefa nizara ny mofo sy nanome izany tamin'ireo mpianany Izy?
Hoy Izy: "Inty no vatako izay omeko anareo. Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy."
# Inona no nolazain'i Jesosy rehefa nanome ny kapoaka an'ireo mpianatra Izy?
Hoy Izy: "Ity kapoaka ity no fanekem-pihavanana vaovao amin'ny ràko, izay narotsaka ho anareo."