forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
308 B
Markdown
4 lines
308 B
Markdown
# Inona ao amin'ny tantaran'ny Testamenta Taloha no nampatsiahivin'i Jesosy mba hanaporofoana ny marina amin'ny fitsanganana amin'ny maty?
|
|
|
|
Nampatsiahy ny tantaran'i Mosesy sy ilay kirihatra Izy, amin'ilay Mosesy miantso ny Tompo ilay Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba.
|