plt_tq/luk/19/47.md

8 lines
263 B
Markdown

# Iza no te-hamono an'i Jesosy raha nampianatra tao an-tempoly Izy?
Ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna ary ireo loholona no te-hamono an'i Jesosy.
# Nahoana izy ireo no tsy afaka namono Azy tamin'io fotoana io?
Satria nihaino Azy avokoa ny olona.