# Inona no tian'i Jesosy ampianarina ireo mpianany momba ny fivavahana ao amin'io tantara io?
Te-hampianatra azy ireo izy fa tokony hivavaka mandrakariva izy ireo ary tsy tokony ho kivy.