plt_tq/luk/15/31.md

8 lines
282 B
Markdown

# Inona no valin-tenin'ilay ray tamin'ilay lahimatoany?
Hoy izy hoe: "Anaka, niaraka tamiko teto foana ianao, ary izay rehetra ahy dia anao."
# Nahoana ilay ray no nilaza fa mety ny manao fety ho an'ilay zanany faralahy?
Satria ilay faralahy dia very ka hita indray ankehitriny.