plt_tq/luk/13/34.md

12 lines
487 B
Markdown

# Inona no tian'i Jesosy ho atao amin'ny olon'i Jerosalema?
Te-hampiombona azy ireo tahaka ny fomba hanangonan'ny akohovavy ireo zanany eo ambany elany.
# Ahoana ny fomba namalian'ireo olon'i Jerosalema ny fikasan'i Jesosy amin'izy ireo?
Nandà izany izy ireo.
# Noho izany, inona no faminaniana momba an'i Jerosalema sy ny olony?
Navela ny tranon'izy ireo, ary tsy hahita an'i Jesosy intsony izy ireo mandra-pitenin'izy ireo hoe: "Sambatra Izy izay tonga amin'ny anaran'ny Tompo."