plt_tq/luk/13/28.md

8 lines
321 B
Markdown

# Inona no ho ataon'ny olona izay natsipy any ivelany, sy tsy afaka miditra ny fanjakan'Andriamanitra?
Hitomany sy hikitro-nify izy ireo.
# Iza no hiombona hipetraka eo amin'ny latabatry ny fanjakan'Andriamanitra?
Abrahama, Isaka, Jakoba, ireo mpaminany, ary maro avy any antsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo.