plt_tq/luk/12/33.md

4 lines
210 B
Markdown

# Aiza no tokony hametrahantsika ny vola na ny harentsika, hoy Jesosy, nahoana?
Isika dia tokony hametraka ny harentsika any an-danitra, satria tsy misy mpangalatra tonga any ary tsy misy kalalao manimba any.