plt_tq/luk/10/33.md

4 lines
191 B
Markdown

# Inona no nataon'ilay Samaritana rehefa nahita ilay lehilahy izy?
Namehy ny ratrany izy, nametraka azy teo ambonin'ilay bibiny, nitondra azy tany amin'ny tranom-bahiny, ary nikarakara azy.