plt_tq/luk/09/15.md

8 lines
283 B
Markdown

# Inona no nataon'i Jesosy tamin'ireo mofo dimy sy ireo hazan-drano roa?
Nijery ny lanitra Izy, nitahy ireo, nizarazara azy ireo, ary nanome izany an'ireo mpianatra mba homena ny vahoaka.
# Ambin-tsakafo firy sobika no tavela teo?
Sobika roa ambinifolo feno ambin-tsakafo no teo.