forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
391 B
Markdown
8 lines
391 B
Markdown
# Iza ireo voa izay latsaka teo amin'ny tsilo, ary inona no nitranga tamin'izy ireo?
|
|
|
|
Ireo olona izay mandre ny teny, kanefa voagejan'ny fiahiahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan'izao fiainana izao, ka tsy matoy vokatra.
|
|
|
|
# Iza ireo voa izay latsaka tamin'ny tany tsara, ary inona no nitranga tamin'izy ireo?
|
|
|
|
Ireo olona izay mandre ny teny, mihazona izany, ary mamokatra am-paharetana.
|