plt_tq/luk/07/33.md

8 lines
300 B
Markdown

# Inona no fiampangana natao nanohitra an'i Jaona Mpanao batisa raha tsy nihinana mofo izy na tsy nisotro divay?
Hoy izy ireo hoe: "Misy demonia izy."
# Inona no fiampangana natao nanohitra an'i Jesosy raha tsy tonga hihinana sy hisotro Izy?
Hoy izy ireo hoe: "Olona tenda-kanina sy mpimamo Izy."