plt_tq/luk/05/36.md

4 lines
163 B
Markdown

# Amin'ny fanoharan'i Jesosy, inona no zava-hiseho raha lamba vao no hanapenana lamba tonta?
Ho rovitra ilay lamba vao, ary tsy hifanaraka amin'ilay lamba tonta.