plt_tq/luk/04/03.md

8 lines
230 B
Markdown

# Inona no nasain'ilay devoly nataon'i Jesosy tamin'ilay vato teo amin'ny tany?
Hoy ilay devoly taminy hoe: avadiho ho mofo io vato io.
# Inona no navalin'i Jesosy an'ilay devoly?
Tsy ny mofo ihany no afaka hiveloman'ny olona.