plt_tq/luk/02/22.md

4 lines
232 B
Markdown

# Inona no antony nitondran'i Josefa sy Maria an'i Jesosy zazakely ao amin'ny tempolin'i Jerosalema?
Nentin'izy ireo tany an-tempoly izy mba ho atolotr'izy ireo ho sorona ho an'ny Tompo, izay nandidiana ao amin'ny lalàn'i Mosesy.