plt_tq/luk/01/30.md

8 lines
270 B
Markdown

# Inona no nolazain'ny anjely fa hiseho amin'i Maria?
Ilay anjely nilaza fa Maria dia hitoe-jaza.
# Iza no ho anaran'ilay zaza ary inona no ho ataony?
Ilay zaza dia ho antsoina hoe: Jesosy ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba mandrakizay tsy misy fetra ny fanjakany.