plt_tq/luk/01/11.md

12 lines
442 B
Markdown

# Iza no niseho tamin'i Zakaria raha mbola tao amin'ny tempoly izy?
Anjelin'ny Tompo iray no niseho tamin'i Zakaria tao an-tempoly.
# Inona no nataon'i Zakaria rehefa nahita ilay anjely izy?
Rehefa nahita ilay anjely Zakaria, dia natahotra izy.
# Inona no nolazain'ilay anjely tamin'i Zakaria?
Ilay anjely nilaza tamin'i Zakaria hoe aza matahotra fa Elizabeta vadiny dia hanana zanaka lahy. ny anaran'ilay zanany dia ho atao hoe: Jaona.