plt_tq/luk/01/05.md

8 lines
314 B
Markdown

# Nahoana Andriamanitra no nihevitra an'i Zakaria sy Elizabeta hoe marina?
Andriamanitra dia nihevitra azy ireo ho marina satria nankatoa ireo didiny izy ireo.
# Nahoana i Zakaria sy Elizabeta no tsy niteraka?
Tsy nanan-janaka izy ireo satria momba i Elizabeta. Ankehitriny dia efa tena antitra izy sy Zakaria.