forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
504 B
Markdown
8 lines
504 B
Markdown
# Inona no nampanaovina vehivavy taorian'ny fahalotoany?
|
|
|
|
Izy dia tsy maintsy asaina mandalo fanadiovana mandritra ny telo ambin'ny telopolo andro ary tsy mahazo miditra ao amin'ny tabernakely na mikasika zavatra masiana mandritra izany fotoana izany.
|
|
|
|
# Inona no zavatra manokana nampanaovina ny vehivavy raha toa ka niteraka zaza vavy izy?
|
|
|
|
Raha miteraka zaza vavy ny vehivavy iray, dia tsy maintsy maloto mandritra ny roa herinandro izy ary mandalo fanadiovana mandritra ny enina amby enimpolo andro.
|