plt_tq/lam/05/15.md

216 B

Ahoana no anoritsoritan'izy ireo ny hafaliam-pony, ny dihiny, ary ny satro-boninahitr'izy ireo?

Nitsahatra ny hafaliam-pony, niova ho fisaonana ny dihiny, nilatsaka avy eny an-dohany ny satro-boninahitr'izy ireo.