plt_tq/lam/03/19.md

4 lines
176 B
Markdown

# Ahoana ny fihetseham-pon'ny mpanoratra raha mahatsiaro ny fahoriany izy?
Ny fihetseham-pon'ny mpanoratra dia ny an'ny izay kivy ao anatiny raha mahatsiaro ny fahoriany izy.