plt_tq/lam/02/10.md

4 lines
238 B
Markdown

# Ahoana no fomba nanehoan'ireo loholona sy ireo virijiny fa misaona izy ireo?
Nipetraka tamin'ny tany ireo loholona, nandraraka vovoka teo an-dohany raha nanao lamba fisaonana izy ireo. Nanondrika ny lohany tamin'ny tany ireo virijiny.