plt_tq/lam/02/03.md

147 B

Inona no fiantraikan'ny hatezerany tamin'Israely sy Ziona?

Nanala ny herin'Israely rehetra ary nandraraka ny hatezerany tamin'i Ziona ny Tompo.