plt_tq/lam/02/01.md

203 B

Ahoana no nanehoan'ny Tompo ny hatezerany noho ny fikomian'i Jeremia?

Efa nanala ny hatsaran-tarehin'Israely, tsy nanana antra tamin'ny tanàn'i Jakoba, ary nandrava ireo tanàna mimandan'i Joda Izy.