plt_tq/jos/23/06.md

4 lines
208 B
Markdown

# Inona no notenen'i Josoa fa tsy tokony ho tononon'ny vahoaka?
Niteny tamin'ny vahoaka i Josoa fa izy ireo dia tsy tokony hanonona ny anaran'ireo andriamanitr'ireo firenena izay nijanona teo amin'izy ireo.