plt_tq/jos/22/01.md

4 lines
314 B
Markdown

# Inona ny teny fankasitrahana nomen'i Josoa ireo Robenita, Gadita ,ary ny antsasa-pokon'i Manase?
Nidera azy ireo i Josoa tamin'ny filazana fa nataon'izy ireo izay nandidian'i Mosesy sy Josoa azy ireo ary tsy nandao ireo rahalahiny izy ireo fa nitandrina fatratra ary nankatò an'i Yaveh Andriamanitri'izy ireo.