plt_tq/jos/21/41.md

4 lines
233 B
Markdown

# Firy ny tanàna nomena ireo Levita manontolo avy ao afovoan'ny tany izay an'Israely?
Tanàna miisa valo amby efapolo, tafiditra ao amin'izany ny tanim-bilona no nomena ireo Levita manontolo avy ao afovoan'ny tany izay an'Israely.