forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
374 B
Markdown
8 lines
374 B
Markdown
# Inona no nasain'i Yaveh ho tenenin'i Josoa tamin'ny vahoaka?
|
|
|
|
Niteny tamin'i Josoa i Yaveh mba hilaza amin'ny vahoaka fa tokony hanendry ireo tanàna fialofana izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no atao hoe tanàna fialofana?
|
|
|
|
Ny tanàna fialofana dia tanàna ahafahan'ny olona iray namono olona iray hafa tsy nahy mandositra ireo izay mitady hamaly faty ny ràn'ny olona izay novonoina.
|