forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
384 B
Markdown
8 lines
384 B
Markdown
# Inona ny antony nanatonan'ireo zanaka vavin'i Zelofada an'i Eleazara, Josoa, ary ireo mpitarika?
|
|
|
|
Nanatona an'i Eleazara, Josoa, ary ireo mpitarika ireo zanaka vavin'i Zelofada satria tsy nanana anadahy mba hahazo lova izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nataon'i Josoa ho an'ireo zanaka vavin'i Zelofada?
|
|
|
|
Nanome lova ireo zanaka vavin'i Zelofada teo amin'ireo rahalahin-drain'izy ireo i Josoa?
|