plt_tq/jos/10/26.md

4 lines
274 B
Markdown

# Inona no nanjo ireo mpanjaka dimy niafina tao anaty lava-bato tao Makeda?
Nentina tany amin'i Josoa ireo mpanjaka dimy niafina tao anaty lava-bato, novonoina, nahantona tamin'ny hazo dimy izy ireo mandra-piletiky ny masoandro, ary avy eo dia natsipy tao anaty lava-bato.