forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
342 B
Markdown
8 lines
342 B
Markdown
# Inona no nasain'i Yaveh ho ataon'i Josoa mba hahazoana ny tanànan'i Ay?
|
|
|
|
Nasain'i Yaveh nalain'i Josoa ny vahoaka mpiady rehetra mba ho any Ay ary hametraka vela-pandrika any ambadiky ny tanàna.
|
|
|
|
# Nataon'ny vahoaka inona ny babo avy tany Ay?
|
|
|
|
Nilaza tamin'ny vahoaka i Yaveh fa afaka maka ny babo sy ny biby fiompy ho azy ireo izy ireo.
|