# Inona no nasain'i Yaveh ho lazain'i Josoa amin'ireo mpisorona rehefa nankany amin'ny Reniranon'i Jordana izy ireo?
Nasain'i Yaveh hilaza ireo mpisorona i Josoa mba ho tony eo amin'ny Reniranon'i Jordana.