plt_tq/jos/02/12.md

4 lines
197 B
Markdown

# Inona no nangatahin'i Rahaba mba ho ataon'ireo mpitsikilo?
Nangataka tamin'ireo mpitsikilo Rahaba mba haneho famindrampo sy famelàna amin'ny fianakaviany rehefa niverina naka ny tany izy ireo.