plt_tq/jos/02/01.md

4 lines
218 B
Markdown

# Taiza no nahita fonenana ireo mpitsikilo roa lahy avy any Sitima rehefa nirahin'i Josoa izy ireo mba hisafo ny tany?
Nahita fonenana tao an-tranon'ny mpivaro-tena iray nantsoina hoe Rahaba ireo mpitsikilo roa lahy.