plt_tq/job/42/12.md

8 lines
247 B
Markdown

# Ahoana no nitahian'i Yaveh an'i Joba tamin'ny faran'ny fiainany?
Nitahy an'i Joba mihoatra noho ny tamin'ny fiainany tany aloha i Yaveh.
# Zanaka lahy sy zanaka vavy firy no nomen'i Yaveh azy?
Nanana zanaka lahy fito sy zanaka vavy telo izy.