plt_tq/job/42/10.md

4 lines
173 B
Markdown

# Inona no niseho taorian'ny nivavahan'i Joba ho an'ireo namany?
Namerina ny hareny tamin'ny laoniny i Yaveh, ary nanome azy avo roa heny mihoatra izay nananany teo aloha.