plt_tq/job/41/16.md

8 lines
281 B
Markdown

# Ahoana elanelan'ny kirany ao an-damosin'ny leviatana?
Ny iray dia tena mifanakaiky amin'ny iray hafa hany ka tsy misy rivotra afaka miditra eo anelanelan'ireo.
# Ahoana no hanoritsoritan'i Yaveh ny mason'ny leviatana?
Ny masony dia tahaka ny hodimason'ny vao mangiran-dratsy.