plt_tq/job/33/29.md

4 lines
182 B
Markdown

# Nahoana i Eliho no milaza fa Andriamanitra dia mamonjy ny olona tsy ho amin'ny lavaka?
Andriamanitra dia manao izany mba ho hazavaina amin'ny fahazavan'ny fiainana ny olona iray.