forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
324 B
Markdown
8 lines
324 B
Markdown
# Iza no lazain'i Elifaza fa manome fahazavan-tsaina ny olona?
|
|
|
|
Ny fofonain'ilay Tsitoha no manome fahazavan-tsaina ny olona.
|
|
|
|
# Nahoana i Eliho no milaza fa tokony hiaino sy hamela azy hanambara izay fantany ireo hafa?
|
|
|
|
Tsy izay olona lehibe ihany no hendry, ary tsy ireo olona nahazo taona ihany no mahatakatra ny rariny.
|