plt_tq/job/32/01.md

8 lines
332 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo namany Joba anankitelo raha tsy naharesy dohika an'i Joba izay nanaovany zavatra tsy mety izy?
Nitsahatra tsy namaly an'i Joba izy ireo.
# Inona no fihetsem-po nirehitra tao amin'i Eliho raha mbola nanohy ny fanamarinan-tena mihoatra an'Andriamanitra i Joba?
Nirehitra tamin'i Joba ny fahatezeran'i Eliho.