plt_tq/job/31/35.md

8 lines
283 B
Markdown

# Inona no irin'i Joba mba hosoratan'ny mpanohitra azy?
Joba dia naniry ny fiampangana izay nosoratan'ny mpanohitra azy.
# Ahoana no hiakaran'i Joba any amin'ny mpanohitra azy raha manana ny fiampangana azy ireo izy?
Hiakatra any amin'izy ireo tahaka ny andriandahy mahatoky izy.