# Inona no nataon'ireo olo-manan-kaja taorian'ny nahitan'izy ireo an'i Joba?
Nijoro vavolombelona ho azy izy ireo ary nanaiky azy.
# Inona no nampanaovin'i Joba ny fon'ireo mpitondratena?
Nampihira fifaliana ny fon'izy ireo izy.