|
# Inona no tadiavin'ny olona any amin'ny fetra lavitra indrindra?
|
|
|
|
Ny olona dia mitady, amin'ny fetra lavitra indrindra, ny vato any anaty aizina sy aizin-kitroka.
|
|
|
|
# Aiza no hihadian'ny olona lavaka?
|
|
|
|
Mihady lavaka miala ny toerana honenan'ny olona izy
|