plt_tq/job/22/12.md

4 lines
188 B
Markdown

# Inona no heverin'i Elifaza ho nolazain'i Joba ny amin'ny tsy fahitan'Andriamanitra ny olona?
Hoy Joba hoe: "Rahona matevina no mandrakotra an'Andriamanitra, mba tsy hahitany ny olona."